Olan’ny blaogy.org

Araka ny efa hitantsika teto dia nanana olana goavana ara-milina ny blaogy.org. Very tamin’izany daholo ny donnĂ©es rehetra. Fomba anakiray nataoko handraisana ny donnĂ©es aloha dia nosintonina tao amin’ny www.archive.org

Hevitra mety azo ampiasaina angamba io fomba iray io na dia tsy feno aza ny lahatsoratra ao. Mbola jerena raha misy lahatsoratra tavela any antrano.

One Response to “Olan’ny blaogy.org”

  1. Mr WordPress Mr WordPress Says:

    Hi, this is a comment.
    To delete a comment, just log in, and view the posts’ comments, there you will have the option to edit or delete them.

Leave a Reply


Bad Behavior has blocked 124 access attempts in the last 7 days.