Archive for Mey, 2020

Manadio blaogy

« 8 Mey 2020 | 7:32 | Uncategorized | No Comments »

Nisy nanafika ny blaogy.org dia eo am-panadiovana azy. Tokony afaka manoratra lahatsoratra vaovao ihany ny tsirairay fa ny lahatsoratra efa tafiditra no ezahiko diovina.Ny mpikambana vaovao koa no tsy tafiditra intsony.