Raha misy virus ny kaonty Facebook-nao

« 3 Oktobra 2016 | 14:36 | Uncategorized | No Comments »

Amin’ny maha fitaovana be mpampiasa ny kaonty Facebook dia betsaka ihany koa ireo fanafihana mety hihatra aminy. Ny tanjona matetika dia ny hahafahana mangalatra ny kaontinao na koa hahafahana manaparitaka bibikely na virus. Indro ara atolotra amin’ity lahatsoratra ity hoe ahoana no fomba fanalàna ireny bibikely ireny. Fa mialoha izany, ny fanafody tsara indrindra dia ny fiarovana. […]