Manadio blaogy

8 Mey 2020 | 7:32 | Uncategorized | No Comments

Nisy nanafika ny blaogy.org dia eo am-panadiovana azy. Tokony afaka manoratra lahatsoratra vaovao ihany ny tsirairay fa ny lahatsoratra efa tafiditra no ezahiko diovina.Ny mpikambana vaovao koa no tsy tafiditra intsony.



Raha misy virus ny kaonty Facebook-nao

3 Oktobra 2016 | 14:36 | Uncategorized | No Comments

Amin’ny maha fitaovana be mpampiasa ny kaonty Facebook dia betsaka ihany koa ireo fanafihana mety hihatra aminy. Ny tanjona matetika dia ny hahafahana mangalatra ny kaontinao na koa hahafahana manaparitaka bibikely na virus. Indro ara atolotra amin’ity lahatsoratra ity hoe ahoana no fomba fanalàna ireny bibikely ireny. Fa mialoha izany, ny fanafody tsara indrindra dia ny fiarovana. […]



Raha feno ny kaonty Gmail

25 Aogositra 2015 | 10:54 | Uncategorized | No Comments

Betsaka ireo mitaraina fa feno ny kaonty email Gmail 15 Go ka ito misy torohevitra fohifohy mety ho azo atao vahaolana amin’izany. Voalohany indrindra aloha dia tsy tokony ho gaga hoe maninona no feno ny 15Go satria io 15Go io dia ho an’ny kaonty Google rehetra (sary, drive, gmail etc). Mety ho vetivety, noho izany, dia ho […]



Contribuez pour mes projets Apps IOS…

23 Mey 2014 | 14:53 | Uncategorized | No Comments

Ce message est surtout pour vous qui aimez voir quelqu’un rélever un défi 🙂 Depuis deux ans maintenant je me suis mis à créer des applications pour Android. Pour le moment j’ai fait Fihirana katolika, Tononkira Malagasy, Baiboly Masina Katolika et Sorona Masina. Je pense encore créer d’autres applications utiles pour la communauté malgache ou […]



Gcompris sur Lubuntu

23 Aprily 2014 | 21:53 | Uncategorized | No Comments

I installed GCompris, a game suite, on my Lubuntu for  my son but I coudn’t get the sound working. After looking here and there I found out that I should install gstreamer0.10-alsa that’s what I did and it worked



Getting data from Google spreadsheet

17 Martsa 2014 | 18:00 | Uncategorized | No Comments

Having this spreadsheet from Google: https://docs.google.com/spreadshee… This is what I did to show the quote daily: <script src=”http://ajax.googleapis.com/ajax/libs/jquery/1.7.0/jquery.min.js”> </script> <div id=”result”>loading</div> <script> var today = new Date(); var aday = today.getDate(); var amonth = today.getMonth(); var sq = “amonth=” + amonth + ” and aday=” + aday; var url = “https://spreadsheets.google.com/feeds/list/0AjgIgMIuXFo2dF9fQnUybkFLeE5ybHE0bVJ4Z3F0Unc/od6/public/values?alt=json”; $.getJSON(url, { “sq”: sq }, […]



Katolika.org responsive

10 Martsa 2014 | 1:28 | Sites | No Comments

Yes, katolika.org is now responsive. It means you can browse katolika.org with your smartphone and still you can feel good without zooming etc. For that I’m using Foundation framework. Foundation seems promising. Only that it has less css styling like bootstrap so you have to work more. Some features that I had still don’t work […]



Olan’i Bad Behaviour

6 Martsa 2014 | 13:19 | Uncategorized | No Comments

Gaga aho hoe tsy  nety nitranga tany amin’ny facebook mihitsy ny sombin-dahatsoratra rehetra avy amin’ny blaogy.org, nohamarinina tanteraka ny serveurs kanefa tsy tany ny olana. Nony efa notadiavina maharitra tamin’ny internet vao hita fa hay olana avy amin’ilay plugin hoe badbehaviour no nahatonga an’ilay izy. Nony nesorina iny dia nety tsy nisy olana intsony.  



Cobian Backup est à vendre

25 Martsa 2013 | 11:22 | IT | No Comments

Je viens de lire sur le site de Cobian qu’il vend les sources de Cobian Backup. Je l’utilise depuis longtemps et j’ai l’habitude de le suggérer quand les gens me demandent quelle solution opter pour faire le sauvegarde d’un ordinateur. L’intérêt de Cobian backup c’est la possibilité de faire des backups en seulement en quelques […]



Fampidirana video youtube

28 Febroary 2011 | 7:19 | Uncategorized | No Comments

Niova amin’izao ny fampidirana youtube Tsindrio ilay  dia ampidiro ny lien 🙂 [yframe url=’http://www.youtube.com/watch?v=YtytVejzORI’]