Olan’i Bad Behaviour

Gaga aho hoe tsy  nety nitranga tany amin’ny facebook mihitsy ny sombin-dahatsoratra rehetra avy amin’ny blaogy.org, nohamarinina tanteraka ny serveurs kanefa tsy tany ny olana. Nony efa notadiavina maharitra tamin’ny internet vao hita fa hay olana avy amin’ilay plugin hoe badbehaviour no nahatonga an’ilay izy. Nony nesorina iny dia nety tsy nisy olana intsony.

 

Leave a Reply