What is this? From this page you can use the Social Web links to save Olan’i Bad Behaviour to a social bookmarking site, or the E-mail form to send a link via e-mail.

Social Web

E-mail

E-mail It
Martsa 06, 2014

Olan’i Bad Behaviour

Posted in: Uncategorized

Gaga aho hoe tsy ┬ánety nitranga tany amin’ny facebook mihitsy ny sombin-dahatsoratra rehetra avy amin’ny blaogy.org, nohamarinina tanteraka ny serveurs kanefa tsy tany ny olana. Nony efa notadiavina maharitra tamin’ny internet vao hita fa hay olana avy amin’ilay plugin hoe badbehaviour no nahatonga an’ilay izy. Nony nesorina iny dia nety tsy nisy olana intsony.

 


Return to: Olan’i Bad Behaviour